Andao hody! (Sabiba)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao leka tsika hody razandry e, ie-e
Andao leka tsika hody f’hariva.
Reo agny an-tanana anie sasa-miandry e, ie e
Herezo malaky anie zany dia.

Ny lalagn’ anie malama razoky a
Ny entagn’ anie mavesatsa koa e
Ny taigna fa tsa maharaka dia
Alao miadagn’egny ihany fa ho tody e- e ie he

Aleo mamindra mora ho tafita e- ie-e
Toy izay mitsambiki-poagna ka vita!….Music



Asio mafanafana agny moe- ie-e
Aia re ny betsabetsan-dra Lala
Asio le mpagnampignampy korazy e, ie-e
Alao tagny moa lihy ambodivoara.

Ts’agnay leka ro malaky ho mamo a
Le toaka anie ro mahery tan-droany a
Ts’agany leka ro mpisotro isan-andro a
Fa magnala havizagnana ihany e, e-ie-he

Asio le tsakitsaky masira-e ie he
Andao leka tsika hody f’ hariva.

Music


Andao leka tsika hody razandry e, ie-e
Andao leka tsika hody f’hariva.
Reo agny an-tanana anie sasa-miandry e, ie e
Herezo malaky anie zany dia.



Hoda Zavandro/ Marsa 2002
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sabiba
Vangy : 2364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 19/09/2002 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758