You are here: home > Tononkira > R'Zalà

Veloma (R'Zalà)

Andry:
Teny iray mampanahy, mampitomany indraindray
Teny iray mahontsa fo sy fanahy
Tsy maintsy hatao, raha hifandao
José Parson:
Mamparary ny an-doha, mankarary ny fo
Ity veloma izay hapetrako
Mandram-pihaona, mbola hihaona
Refrain:
Veloma e, vtononkira.serasera.orgeloma e
Tongava soa amin'izay haleha, ny tso-drano no hataonay be dia be
Ho tontosa soa izay rehetra hatao, satria izay no antony handehananao

Liva:
Mafy ny mifandao, tsy mba sitrako izao
Saingy mino aho, fa tsy hanadino ianao
Inty ny hirantsika no hiampita...

Refrain...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : R'Zalà
Mpamaky : 1015
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 16/04/2017 10:29:42
ID : 9360

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo