You are here: home > Tononkira > r'zalà

Ndeha rahavako (r'zalà)

Efa safidinao ny Handao
Efa ela koa ianao no lao
Inona ary moa no azoko atao
F'izay no fanapahan-kevitrao.

Ndeha ary ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Raha ny ranomaso efa voafafako
Na tsisy aza izay andrasako.

Veloma ianao dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho fa mahita ny soa
Aleo ny foko hisaona
Toy izay hampijaly anao foana.

Veloma ianao, veloma re ry fo
Dia ny azo atao ny mitso-drano koa
Ho tojo olona izay
Hasambatra anao mandrak'izay.
...............
Efa safidinao ny Handao
Efa ela koa ianao no latononkira.serasera.orgo
Inona ary moa no azoko atao
F'izay no fanapahan-kevitrao.

Ndeha ary ianao rahavako
F'izay tadiavinao tsy tratrako
Raha ny ranomaso efa voafafako
Na tsisy aza izay andrasako.

Veloma ianao dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho fa mahita ny soa
Aleo ny foko hisaona
Toy izay hampijaly anao foana.

Solo.......

Veloma ianao dia izay tokoa tokoa
Tsy hanozona aho fa mahita ny soa
Aleo ny foko hisaona
Toy izay hampijaly anao foana.

Veloma ianao, veloma re ry fo
Dia ny azo atao ny mitso-drano koa
Ho tojo olona izay
Hasambatra anao mandrak'izay.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : r'zalà
Mpamaky : 116
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 01/12/2018 10:30:20
ID : 11187

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo