Nofinofy tsindrindrina (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofinofy tsindrindrina
Kilalao fony ankizy
No nanjary tena izy
Fahizay nilalao
Tsindrindrina no natao
Toa izao hisy anao
Indro ankehitriny,
Tojo ilay faniriana
Lalao nanjary dina
Hotohizana indray
Ho mandrakizay
Ny tsindrindrinanay

Hany sisa faniriana
Tsy ilaozam-pitsikiana
Ary koa firaisankina
Iray fo iray aina
Raha sendra fisentoana
Dia tsy mba kivy foana
Fa tsaroana manoloana
Ilay nofy tsindrindrina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RR Majunga
Vangy : 2560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/03/2015 21:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115