Ovni (Roy Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa niala izy sady tsy nahajery ahy
Marary azy nefa ny ahy ngeh tsy nahy! Han!han!han!
Manenina! Tsy itako ny atao
Raha enonao le feo ao anatiko ao!
Malaelo
Miangavy le ho avy mba jereo
Ny fitiavanao ahy no aza avela iova
Anilanao no ilaiko! Ianao tsy’sy asolo

N’aiza aleha mahatsiaro anao
Zaza very a, mila anao
Very namana raha avelanao
Aleo ny lasa ho any
Andray! Soloy tsiky aloha ‘lay tomany
Avy amin’ny fo reo teny mamy
Tsy tenin’ny mamo
Fa voady ny tia fa manina
Ampy zay ‘lay fifamaliana
Ny faniriako iny ivalona any
Ay! Tiako ho tsapandry ‘reo teny roa
Toc!Toc!...Baby! voay ny fo

Ny fiainantsika hatramin’izay
Tsy’sy natao mampanahy
Ny adiady indraindray, resy raha ‘zay fankampanahy
Ianao tokony efa tsy anahy
Ny fisianao dia efa ampy ahy
My sweety lady mama
Ny foko rava mamay!!!

Ref: X2
Aok’izay my lady X2
Ampy izay fa mangina X2
(Oh! Oh! Hoh!Hoh!....)

Asio tsiky aloha fa zah maka an-dry
Tsy’sy ambara fa ny ahy ny ato am-poko dia madio
Fa madio ‘zay ‘lay fo matoky
Raha tsy aminao izy tsy mitempo
Nefa hoy iaonao fa ngah raha tsy miteny
Dia ilaozanao mikôtikôty
Jereko otran’ny kaodikaoky
Ny fihetsikareo feno code….

(stop!stop!...)

Stop!Stop!
Avy f’aza mitsaoôka!
Tsy itako ‘zay nataoko! Nefa ianao lasa nivaoôka
Tsy’sy ambara f’aza manahy, ankaotry ny hasambarana omenao
Aza mandeha lavitra any oa
Tsy’sy asolo ‘lay love nomenao
Tiako a! miangavy enoy f’aza mora maka lagy
Mbola anao ihany ny foko
Matoa zah mbola miezaka manazava
Ny masoko efa jamba, raiso ny tanako! Raiso f’aza laviana
Lay tananao malefaka iny ihany no mba tiako ipetak’eo an-tratrako

Ref: X4
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Roy Rakoto
Vangy : 3451
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Fanampi
Daty : 27/08/2015 11:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759