Mamy Hatrany (Rova Jahcs)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Zah kou mba leo ô..mba leo anzany ady zany
Ka ho tapitra hatreo ô...fa ho fitia mamy hatrany
No hiainantsika ,tsy angatsiaka(2) fa hafana ihany
1:Tsy fantatrao fa hatrizay ah anie
Tsy nitsahatra nitady izay mahasoa
Ka anefa Las ady lava be
No nameno ny andropiaintsika roa
Tsy sitrapoko izany tsy sitraponao
Fa le ftiavana no mila mihavao
Satri ny hatramzay dia tena nankalao
Ka vonona ah hiova hoanao na zao d zao
Ka hiova ah Anh! Handefitra fôna
Mifona ah Anh! .......
Réf:
2:Fantatro fa adiady fôna no nameno
Nitaraina enw fa zah tsy nihaino
Fa liana t@ adalàna sy ny sida maatamana
Nefa zao ah te hiteny ndray hoe avereno
Satria simba ny fiainantsika Rah ôtrzao fôna
Adiady gidragidra mandavataona
Ka vonona ah hameno anze tsy ampy
Mampanantena fiainambaovao eny ambony vatolampy
Ka hiova ah Anh!....................
Réf
BRIDGE: FA TSAPAKO IZAO NY ADALANA ZAY NATAO
IZAH HO ANAO DIA ENAO KOSA HO ANAH..
EFA NIOVA AH F'ENAO AZA MIAHIAHY... YEAH3 FA....
RÉF......
ANNEE:2017 , ALBUM : TSIKA ROA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rova Jahcs
Vangy : 1546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova_J
Daty : 13/09/2017 12:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0967