You are here: home > Tononkira > Rova Jahcs

Lany Mega (Rova Jahcs)

Réf : Nilaozan'ny akamako ah satri tsy nanambola
Tsy nahalala le ftôna nataonay t@zoma satri Lany Méga
Niadivan'ny akiziko ah satria tsy nanambola
Tsy nandefa mess ho anazy zah t@zoma satri Lany Méga
1:@zao zah tsy tanora vao tsy manana clou
Fa efa niova ny toetrandro zao fa tsy otrany talouh
Vô tsy enligne ah d efa Lasa resabe
Satria ny akama tout le temps tsy maintsy we connecté
Nefa zah zw tapaka be,lasa olana be
Satri tsy mahalala we rahoviana ndray zay no andehndeh
Ny akama tsy matoky..
lazainy hoe kamo ah nefa za zay 3andro maninjitra tsy nanao Facebook
Simba ny pro manontolo
Vô ts manambola ah d ny phoneko lozitra sy Mety ho bobongolo
Ny ato antrano efa Kivy tsy hivakla amnah
Fa Tsiky dia ampyzah zao ef vaky la tète @le trosan'ny temps
Réf......
2:Niafarako ho célibat tsy fidiny
Le ts1 efa kivy zah tsy connecté mits fa tsy takatro ny vidiny
Odiako mtap,mody lazaiko we occupé nef le méga
No tsy mis ny tsy hanaovako ela be
Ny son atu atanàna betsaka mila publiéna
Ny vao2 tiko kôzina koa zao mbola bedebe
Nifanena t@panakanto ah tel Antanimena
Dia mba nanao selfie mba hoe hanova  Pdp
Nefa nofinofy zany fa ny vola mbola tsisy
Ty dimanjato ty andoavako trosa @lakamisy
Hiova flex ah fa mandany vola le Fb
Na tsy mety afatsy mess sy mjery pdp Yeah
Réf ......
BRIDGE
méga méga zay le fiainantsika jeunes
Méga méga na telma enw na zain
Méga méga le matonganah mtrosa
........ Aoka kosa e!!!
Zay le Lany Mega

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rova Jahcs
Mpamaky : 67
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rova_J
Tamin'ny : 13/09/2017 12:26:15
ID : 9992

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo