Lambaoany (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Itondray lambaoany aho ry anona
Itondray lambaoany isikinako
Itondray lambaoany isikinako
Izay bandy manindry anah idrikinako

Raha manina anay ianareo
Ataovy tetezam-bý re ny rano
Fa raha mitady saova ianareo
Ataovy malaladalaka ny trano

Hidio amin'izao re ny vala
Hidio amin'zay re ry kala
Sambory amin'izao re rey olona
Fa vorona nanara-dia ka samborina

Hidio amin'izay ny vavahady
Hidio amin'izao fa hiady
Sambory amin'izao re rey olona
Fa vorona nanara-dia ka samborina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 2489
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/10/2018 18:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0116