Jiro tsy misy (roova)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao oa zah, avelao oa zah e!
Mba tena hitia anao amin' ny fo feno fitiavana
Tena tiako ianao, izaho hanaja anao e
Iriako tanteraka akia ny ahasambatra andry

Fiv:
Efa dify ny masoandro
Ka maizina ny andro
Ny jiro ity tsy misy tsy aleo ve mitsitsy
Fa fitiavako anao ihany no nahatonga ahy nankaty
Fa ny antsika tsy kilalao sanatria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : roova
Vangy : 1859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lucianahrandriam
Daty : 17/01/2019 22:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803