Aza avela irery (Rootsikalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INTRO: Ouh ouh ouh ouh enie, no no no!! ah ah ah

REF:
Aza avela irery eto aho, manjary lasa vinany
Ny eritreritro lasa alavitra mahatsiaro mafy anao,
Ny ambiroa lasa any ankoatra any
Aza avela irery eto aaaaho, manjary lasa vinany aho eh
Ny eritreritro lasa alavitra eny matsiaro mafy anao,
Ny ambiroa lasa, any ankoatra aaaaany!!


Mandinindinika ny fanahy, ka meha midobodoboka ny fo
Lasa alavitra ny saina, meha boda ny retsiky ny loha.
Eo dia manofinofy, mahatety vazatany maro ny ambiroa
Mahatsiaro le teninao, fa tsika itambatra mandrakizay, sanatria isara-dro ouh ouh
Tamin'zany nosanatriavina, fa mbola nifankahazo @po ouh
Ary mifampiankina toa ny kintana sy ny volana mifanambina

REF: -II-

Miandry anao föna, andondo-bavahady,
Indraindray aho sorendrena na tsisy ny antony aza dia lagy
Mahatsiaro ireo dina, fifanekena, ireo voady
Fa fatotra tsy hay vahana ny @tsika ,eny! mandrapahafay
Ireo teny mamy, vokatry ny fo,
Ireo tambitamby sangisangy fanao teo aloha!
Dia sanatrian'zany dia ho adinoinao sahady,
Aza avela irery aho oa, fa mbola sasa miandry

REF: -II-

Sasa miandry aho, ouh eny iny eehhhh
Mbola miandry,
Aza avela irery oa izaho oa kiala

REF: -II-

OUTRO: Aza avela ireeeryyii non non non


ROOTSIKALO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rootsikalo
Vangy : 2239
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lacky
Daty : 26/11/2018 09:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2714