Tsapanao (ROM'JT)

             *DOAL.  tsapanao
Ndray mande za nitsangatsanga
Nahita anao nande bazary e!!
Nahita anao t@ lalambe
Mba niangavy mba anka sary e!!
Fa ianao mo tsy miavona
Fa tonga de sipa zentie
Ny ato ampoko raha havana
Fa tonga de mbabotononkira.serasera.orgnao aki

De nangataka numero
De nahazonao t@ fb
Za ko efa mbabonao maro
Satria enao ko tena bote
Satria enao lay maladilady
Rariva za zao de tsy tafandry e!!
Mba valio f'efa sasamiandry
Ze ti hono no mahadry ee!!
        
             RAZANAKOTO rolland de paul

Hevitra mandeha

depaulrazanakoto2018 (07/11/2018 19:21:50)

tiko be io hira io!!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ROM'JT
Mpamaky : 128
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : depaulrazanakoto2018
Tamin'ny : 07/11/2018 14:47:57
ID : 11096

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo