You are here: home > Tononkira > ROM'JT

Miandry foana (ROM'JT)

Ref: JT
       Na de lavitra aa
       Ny elanelan'tsika roa
       Eto foana ah
       Tsy anadino ny taloha
      Miandry anao,hiverina indray
       Tsy haiko enao ra mba toa ahy.

1 ROM:
Any alavitra any enao fa izaho aty matsiaro
Isan 'andro miantso anao,indrisy tsy mahazo
Ilay sarinao tazako no sisa mba tavela
Mba modia amizay moa e! fa aza maharitra ela
Toa nisinda vetivety ny hasambaran tsika roa
Tsy maintsy nandao anah ianao hitady izay mahasoa
Fitia nandalo ihany nefa samy latsapaka
Na izaho na ianao ny alahelo toa tsy zaka
Iny ianao nandao lasa tsy hita lavitra any
Alahelo ny ah aty angoamana mitomany
Ra hitady aloha tsy ahita,ny asolo koa tsy misy
Miverena mba mandalo e !
Zany moa ry piso a !!

Ref  JT: Nade lavitra aza,...

2 ROM:
Nisesy indray ny andro, volana,ny taona.
Toa tsy hita tononkira.serasera.orgintsony ianao,angamba tsisy fotoana
Ny foko malahelo nefa tsy hita izay hatao
Ny any mba lazaiko de ny hoe za tianao
Enao ve mba matsiaro ilay fiarahana vitantsika
Ilay irana mikija niafiana ny hatsika
Tantara sisa ireny miandry anao io vao mitohy
Fisarahana nofy izany fa ny antsika tsy hafoy
Lay sarintsika roa nataoko pdp
Fa tsy misy hasolo anao izany na sipa bediabe
Ianao no natsapako ny hatao hoe fitia
Mierena aminizay moa!
zany moa Cherie a!

JT: Tsy hita ntsony izay hatao
      fa efa lasanao ny fo
       Ra re nao zao antso izao
       izaho aty miasa loha

ROM: yeah!! ,izay le aingampanahy avy aty aminay mitsam     atolotra  ho anao sy ho anizay mpikifa rehetra..haha
..lalampiainana zany kop daholo lisany yeah!

Ref  JT : Nade lavitra aza...(fois 2)

Tapitra
Jereo ao am  youtube ny hira ra sitrakao ..misaotra indrindra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ROM'JT
Mpamaky : 295
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : jt02
Tamin'ny : 16/03/2017 14:10:42
ID : 9241

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo