DEVOLIM-PITIA (ROMEROLL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela izahay no niaraka
Efa ela koa no nisaraka
nosoparan'ilay DEVOLIM-PITIAVANA
Lay voaloham-pahasambarako
no nandramany nosantarina
ka izany no ilàko anao FITIAVANA

Réf: Efa nanandrana izahay ny hifamerina
Ilay fitiavana fa saingy tsy niverina
ka mangataka aminao zahay
Ry Ray ao ambony
Tsy hisy intsony ny fanindroany

Tsy mba misy ny hitarainana
Hilazana ny ao am-po
fa irery rerantsaina
mila ho vaky ny loha
ny olon-tiana nantenaina
tsy tana fa nandao
naleony hono nitady vaovao

Manirery aho fa tsimba notsaroany
nivezivezy foana nitady
izay ho solony
Hanafarako anao izay
Mihaino ity Hira ity
Mamono sy mahafaty ny fitia

A/C : Rolland / ROMEROLL
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROMEROLL
Vangy : 1666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : romeroll
Daty : 19/11/2012 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077