MADAGASIKARA (ROLF)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : ROLF
Mpamaky : 1466
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 15/12/2003 06:20:22
ID : 2171

Imprimer Facebook Facebook
Tena mitsatoka amin’ny foko letsy fa nozimbazimbain’ialahy
Roapolo taona be izao ve letsy ity tanindrazako malala

Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara


Fony izaho mbola kely letsy dia efa nahalala
Ny fomba ratsin’ialahy letsy, tena fihetsik’adala

Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara

Jereo ny olona mijaly letsy, efa any amin’ny tantara
Ny harenany lasan’ialahy letsy, izy no hitsara

Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara

Miandry valibabena amin’ialahy izy, sazy sahaza amin’ialahy no ilainay

Tsy maintsy voasazy ialahy, satria alika…

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo