EFA LASANAO NY FOKO (ROLF)

Mpihira : ROLF
Mpamaky : 1181
Nampidirin'i : fahamarinana
Tamin'ny : 12/03/2010 21:09:56
ID : 5824

Ny nahitako anao
Voalohany tamin'izay
Nanahirana
Saro-takarina
Tsy hoe ratsy fanahy
Na miavona
Fa tiako hajaina sy arovana
Izaho nefa akia olombelona
Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

ref...Efa lasanao ny foko
Sy ny manodidina ahy
F'avelao aho hanana ny aiko
Toa ny hamelako anao ry tiako (2 fois)

Toa be ny tsy fitoviana,tsy fifanarahana
Tsika tsy ankizy na tsy matotra
Ny fahafahantsika tsinjovina
Tsy hijaly toy ny voafatotra

Ka za anie akia Olombelona
Tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

ref......(2 fois)

Ny nahitako anao
Voalohany tamin'izay
Nanahirana
Saro-takarina
Tsy hoe ratsy fanahy
Na miavona
Fa tiako hajaina sy arovana

ref.....(2 fois)






Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo