Mikaiky (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikaiky anao izahay zanahary
fa mafy raha ny ady izay mahazo anay aty
zaka jiaby atao tsy misy manjary
fa ianao no raiky toa ndto tavandranay

Impiry moa izahay no te hanantona anao
maniry mba te hanana fiainana vaovao
ka hatramin'izao dia indro tsapanay
Fa ianao no mendrika ho mpitarika anay

Ireo ditra izay fanaonay taloha
hafoinay, ilaozanay fa tsy mahasoa
fa lalam-baovao no indro izoranay
tsy hijanona raha tsy tonga eo antratranao ry Ray

Mikaiky anao, tena mitalaho
o! Mba jereo f'aza avela ho irery
raiso re Jeso,o! Mba hiantrao
tantano anilanao izahay fa sao dia very
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROHAMA
Vangy : 769
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 11:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734