You are here: home > Tononkira > Rixah

One girl (ft Odyai) (Rixah)

Hitady anao androany
tsy hangataka andro fa tonga any
ka haamerina ireo fitia anilanao Baby
'Zao mangingina fa nilaozanao
teny akaikinao feno fifaliana
lavitry ny fahoriana

Ianao lay one girl,
tiako hoa ianao my baby
lavitra anao zah crazy
anilanao mahatsTsiky dia ampyara ahi,
mahamety ah

Ilay fitia nomenao ah tsy mbola very ato am-poko
hatramizao toa mister lay lasantsika ireni tsaroako avokoa
'Zaho mangina fa nilaozanao,
teny akaiknao feno fifaliana,
lavitra fijaliana

'Zao mangin fo nilaozanw ri ten
akaikinao feno fifaliana
lavitra fijaliana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rixah
Mpamaky : 2230
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Lovanirina3
Tamin'ny : 17/04/2015 16:14:09
ID : 7399

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo