Itaro ny valako (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy fetra tsisy fetra tsisy fetra
Ny Andriamanitray mahay manao ny zava-drehetra
Mitomoera mamoa voa tsara,
Tsy mianjera sady tsy tara no tarigetra

Itaro ny valako e!(Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Tsy mandroso ny halako e! (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Velaro ny faritra anjakako, (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Ampiakaro ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!

Zanak'Andriamanitra zanak'andriana (eny e! eny ee!)
Tsy mahafaty anay ho aho ny fitahiana (eny e! eny ee!)
Zay tsy logo tsy rhema téologia a!( eny e! eny ee!)
Tsy mahafaty anay ny mahita fitia (,eny e! eny ee!)
Zanaka tsy manao tsinotsinona e!, (tsy manao tsinotsinona)
Aleo za ambinina fa tsy maninona ee! (ambinina ambinina!)
Andriamanitray tsy hita afenina (amen, amen)
Andriamanitra tsy hita fesifesenina (amen, amen e!)

Itaro ny valako e! (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Tsy mandroso ny halako e! (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Velaro ny faritra anjakako, (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Ampiakaro ho aho ny fahefako, (Itaro ny valako e!)
Itaro ny valako e! (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Tsy mandroso ny halako e! (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Velaro ny faritra anjakako, (Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe)
Ny herinao ho aho ny fahefako, (Itaro ny valako e!)

Tsisy fetra tsisy fetra tsisy fetra
Ny Andriamanitray mahay manao ny zava-drehetra
Mitoera mamoa voa tsara,
Tsy mianjera sady tsy tara no tarigetra

Itaro ny valako e!Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Tsy mandroso ny halako e! Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Velaro ny faritra anjakako, Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Ampiakaro ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!
Itaro ny valako e!Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Tsy mandroso ny halako e! Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Velaro ny faritra anjakako, Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Ny herinao ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!

Tena zanaka miasa fa tsy mitazana (eny e! eny ee!)
Ny any an-danitra ho aho ny fahombiazana (eny e! eny ee!)
Mihetsiketsika ianao fa sao dia tara é (eny e! eny ee!)
Mihetsiketsika mamoa voa tsara (eny e! eny ee!)
Zanaka tsy manao tsinotsinona e! (tsy manao tsinotsinona e! e!)
Aleo zahay ambinina fa tsy maninona é!é! (ambinina, ambinina)
Andriamanitray tsy hita afenina (amen, amen)
Andriamanitra tsy hita fesifesenina (amen, amen e!)

Itaro ny valako e!Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Tsy mandroso ny halako e! Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Velaro ny faritra anjakako, Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Ampiakaro ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!
Itaro ny valako e!Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Tsy mandroso ny halako e! Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Velaro ny faritra anjakako, Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Ny herinao ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!

Ny farany ho voalohany, tsy ho rambony fa ho lohany e!
Ho tahiana ianao raha mivoaka izay ataonao dia mipoaka e!
Ho tahiana ianao raha miditra e!raha mikendry dia mahatafiditra
An-tanana an-dalana eny an-tsaha, ny tanany no manodidina ahy
Ny teny tsy miala am-bavan'aka, za tsy mandeha raha tsy amin'ny fanahy

Itaro ny valako e!Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Tsy mandroso ny halako e! Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Velaro ny faritra anjakako, Za kely fa ny Andriamanitro ngezabe
Ampiakaro ho aho ny fahefako, Itaro ny valako e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 5722
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/05/2017 10:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1027