ANDRON'NY FIDERANA (Rija Rasolondraibe)
Mpihira : Rija RasolondraibeMpamaky : 2379
Nampidirin'i : Feti Lanto
Tamin'ny : 12/08/2004 04:46:08
ID : 2553
Aiza e ! tonga ny andron’ny fiderana
Aiza e ! tonga ny andron’ny fankalazana
Fa indro mijoro ny Tompontsika e!
Mijoro ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!
Dera, dera no indro atolotray
Laza ho Anao irery mandrakizay
Fa an-tànanao ny fandresena
Fofon’aina sy ireo firenena
Ianao no Tompon’ny fahefana
Fanapahana sy famelana Amen!
Jasosy Tompon’ny tompo Amen!
Aiza e! hihira ho an’Ilay Mahery
Aiza e! Efa tonga nitady ilay very
Ilay avo indrindra no Tompontsika e!
Eo ankavanan’ny Ray Izy e!
Mijoro ho mandrakizay Izy e!
Mandrankizay Izy e!




