Andriamanitray ô! (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitray ô (2x)
Indreto izahay (2x)
Avy hidera Anao (2x)
Ianao malalanay(2x)
Mpanjakanay (2x)
Mpamonjinay (2x)

Tompon’ny hery rehetra Ianao
Tsy misy mihitsy ny toa Anao
Ny fitiavan’ny Ray tsy mba mifindra
Jesosy Mpanjaka no ambony indrindra
Jesosy ô!Malalanay

Andriamanitray ô (2x)
Iriko mafy Ianao ô (2x)
Andriamanitray ô (2x)
Mitoera am- poko ao (2x)

Mpanjakanay (2x)
Mpamonjinay (2x)

Tompon’ny hery (2x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 9472
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrakely
Daty : 18/12/2002 14:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119