ANDRIAMANITRA MAHERY (Rija Rasolondraibe)
Mpihira : Rija RasolondraibeMpamaky : 3197
Nampidirin'i : Feti Lanto
Tamin'ny : 12/08/2004 06:16:26
ID : 2560
Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Potika ny fahotana nanaovany Azy
Azony ny fandresena mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no mendrika Azy !
Andriamanitra Fitiavana
Izy no Lohan’ny tafika arahanay
Andriamanitra Fitiavana
Izy no hany faneva ijoroanay
Ankalazaina ny Anaranao
Ambonin’izao rehetra izao
Ho ren’ny tany aman-danitra Jesosy Tompon’ny lanitra
Andriamanitra mahery ny Andriamanitray
Fa ny fasana aza tsy nahatazona Azy
Nitsangana ho velona mandrakizay e !
Fahefana atolory Azy e !
Fanajana no mendrika Azy




