Anao ny Dera (Rija Rasolondraibe)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 2600
Nampidirin'i : sarobidy
Tamin'ny : 08/11/2007 16:12:09
ID : 4845

Imprimer Facebook Facebook
Jesosy ô raiso ny fiderana fanatitra ankasitrhana
Jesosy ô raiso ny fiderana toy ny hanitra sarobidy ho anao

Ny fitahianao (ny fitahianao)
Izao tontolo izao (izao tontolo izao)
Manome fiantrana (fiantrana)
Sy ny famelana (sy ny famelana)
Ny hazo fijaliana (ny hazo fijaliana)
Ianao nampahoriana (fahoriana)

Jesosy ô…

Anao ny dera, voninahitra anie Mpanjaka lehibe
Mpanjakanay, mandrakizay ny fiandriananao

{interlude}

jesosy ô…

nohon’ny teninao (nohon’ny teninao)
manome aim-baovao (manome aim-baovao)
manome fandresena (fandresena)
sy ny famonjenba (sy ny famonjena)
nohon’ny fitahiana (nohon’ny fitahiana)
sy ny fifaliana (fifaliana)

jesosy ô…

Anao ny dera…(2fois)

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo