You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

Afak'aho (Rija Rasolondraibe)

Afak’aho (2)
Afaka ny gadrako
Lasa olombaovao aho
Karazany hafa mihitsiny e
Karazany hafa mihitsiny aho e
Voavonjy aho (2)
Nariany hoy aho ny fahotako e
Azoko ny lanitra
Asaramanitra
Tsy hiverin-dalana intsony aho e
Fa Tsiky dia ampyny fahasoavanao no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira
Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy e e
No nosoratany
Nosoratany ny anarako
Jesosy kely
Masoivohon’i Kristy
Karazany hafa mihitsiny aho e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 4441
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Lova1911
Tamin'ny : 10/07/2012 17:46:25
ID : 6135

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo