Tsy Omaly (Rija Ramanantoanina)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Mpamaky : 3298
Nampidirin'i : Rahia Mamilalaina
Tamin'ny : 27/02/2003 19:34:23
ID : 1486

Imprimer Facebook Facebook
Tsy omaly intsony ny fianako anio
Tsy angano na nofy intsony satria
Nifanena indray ny lalantsika roa

Tsikitsiky tsy nisy firy taloha
Ny fanantenana tsy re feo intsony
Nitobaka indray nameno ny fo…

Nanaraka ahy hatrany am-pandriana nody
Ilay feonao nihira hafaliana fa tia ;
Tena tia no sady tiana
Tia mihoatra noho ny taloha
Velon-kira koa ny foko noho ianao !

Tsy omaly....

Ny fontsika roa hitambatra iray
Ny feontsika koa hanandratra hira
Tsy toy ny taloha fa ho mandrakizay

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo