TSY HOE (Rija Ramanantoanina)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Mpamaky : 3026
Nampidirin'i : mihanta
Tamin'ny : 05/05/2005 01:37:01
ID : 3100

Imprimer Facebook Facebook
Tsy hoe iriko ny hitomany
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.

          Raha mitobaka ny rano
          Mihamaivana ny siny,
          Ny maso raha manganohano
          Dia mba toratorak’iny

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo