Manerinerika (Rija Ramanantoanina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANERINERIKA Em7

Manerinerika, manoranorana
Iray embonembona izaho sy ny lanitra
Miara mahatsiaro anao,
Miantso ny anaranao
Mandranoka kely tsy tana ny masoko

Réf : Indray andro toy izao,
Fony teo ianao
Tsy nahoantsika izay nanerinerika
Ireo orana aza, nanjary kilalao
Mahatsiaro anao ireo,
Mahatsiaro anao aho

Ilay làlan-kely iray
Ilay falehanao
Fa najain’ny orana ireo dian-tongotrao
Ireo voninkazo dia
Antsisin-dàlana
Voatondrako isan’andro ireo
Mbola ao

Indray andro…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina
Vangy : 2899
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : chris14
Daty : 17/09/2014 10:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732