Aza havelanao ho maina (Rija Ramanantoanina)

Mpihira : Rija Ramanantoanina
Mpamaky : 2567
Nampidirin'i : Razafinandrianina Haja
Tamin'ny : 14/03/2003 15:18:35
ID : 1523


  Aza avelanao ho maina
  Ireo felana nitsiry
  Fa velomy, hanan’aina
  Deny mbola voatahiry
  Ka fenoy, tsikitsiky
  Hirahira sy mozika
  Mba hamenoy, ny tsy feno
  Tamin’izay niarahantsika.

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo