ny vola (Red Metal)

Mpihira : Red Metal
Mpamaky : 650
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 02/09/2011 16:42:48
ID : 6029

Imprimer Facebook Facebook
Ny vola aloha manjaka an’izao tontolo izao
Tsy misy tia
Mandoahalika eo aminy  mirehareha
Izay manana azy dia be dia be fa miadana
Finaritra sy feno hasambarana

Tandremo anefa sao handevoziny ianao
Ka tsy mahatsiaro intsony ny haja sy ny voninahitrao

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo