ilay tantsambo (Red Metal)

Mpihira : Red Metal
Mpamaky : 441
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 01/11/2011 20:03:35
ID : 6035

Imprimer Facebook Facebook
Efa nanomboka very fanantenana
Ity tantsambo tsy hisy hitodiana
Nifofofofo ny rivo-mahery
Nahery vaika ny oram-baratra

Nanjavozavo izay jerena
Toa tsy misy famonjena

Ref:
VERY! VERY ANY!
VERY AN-DRANOMASINA BE!!!!!

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo