Afrikanina (Red Metal)

Mpihira : Red Metal
Mpamaky : 260
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 02/02/2012 18:32:04
ID : 6051

Imprimer Facebook Facebook
Afrikanina daholo leisy isika e ! (2 fois)
K’aza be be doika
Na be be fika
Tsy mijery bika
Tsisy fika
A-FRI-KANINA  ISIKA EEE!!!
IE! IE! IE! IE!

Misy ireo tsy manaiky
Mihevitr’azy fa vazaha
Mihevitra fa amerikanina
Ho an’ny gasy, ireny, hono, no tena olom-banona
Mihevitr’azy fa JIOSY
Taranak’i RAJESOSY
Kristianina sy fanatika
Tadidio fa nisampy anie ny razantsika e !!!

Afrikanina daholo leisy isika e ! (2 fois)
K’aza be be doika
………………

Mihevitr’azy fa ANDRIANA!!
Tso-bolo, tsara fitafiana
Mino manandevondevo ny hafa
Mihevitra ny tenany fa ilay “pata” be
Ny fitaovam-piadiana
Kabary feno fiantsiana
Ny foko 18
No rangitina hifamono, hifandoro !!!

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo