You are here: home > Tononkira > Rebika

Izao ré no izy (Rebika)

Tsy nampoizinao ny androany
Gaga kely angamba ianao
Hoe misy famatorana ihany
Izaho izao milaza aminao

Zao ré no izy,tiko ianao
Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy
Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao
Mitsiriritra aho hatramin'izao

Namana tsotra tokoa
Ny fiarahana hatramin'izay
Ataoko fa tsy sarotra kooooooooooa
Raha mba fitiavana indray,ka...


Zao ré no izy,tiko ianao
Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy
Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao
Mitsiriritra aho hatramin'izao

  

Efa ela anie,no efa naniriko anao
Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao
'Zay hampanantenaiko re,foiko ho anao,
Ho anao
Fa raha 'zay tahotrao very,'zaho tsy hanimba anao

Efa ela anie,no efa naniriko anao
Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao
'Zatononkira.serasera.orgy hampanantenaiko re,foiko ho anao,
Ho anao
Fa raha 'zay tahotrao very,'zaho tsy hanimba anao


Tsy nampoizinao ny androany
Gaga kely angamba ianao
Hoe misy famatorana ihany
Izaho izao milaza aminao

Zao ré no izy,tena tiko ianao
Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy
Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao
Mitsiriritra aho hatramin'izao

Hey


Efa ela anie,no efa naniriko anao
Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao
'Zay hampanantenaiko re,foiko ho anao,
Ho anao
Fa raha 'zay tahotrao very,'zaho tsy hanimba anao


Efa ela anie,no efa naniriko anao
Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao
'Zay hampanantenaiko re,foiko ho anao,
Ho anao
Fa raha 'zay tahotrao very,'zaho tsy hanimba anao

Fa raha 'zay tahotrao very,'zaho tsy hanimba anao(miv.hatram farany)

Hevitra mandeha

noordallo (10/01/2016 17:11:08)

Mba ahitsiho kely azafady indrindra ny Mpihira fa tsy mety voahova nefa efa naverimberina....tokony ho Njakatiana dia nataoko Rebika,azafady indrindra,arahina fialantsiny tompoko!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rebika
Mpamaky : 1806
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : noordallo
Tamin'ny : 11/01/2016 14:38:24
ID : 8035

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo