Miverena (Ratary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala tadidinao irony
Fotoana niarahana antsika irony
Kanef'izao lasa ianao nandao ahy
Tsy tsaroanao intsony irony fahiny

Miverena aty f'izaho eto ihany
Tsaroako banga foana ilay toeranao iny
Oh oh!! malala

Maro be 'reo zavatra efa vita
Tsy haiko ho fafana e, mamatotra antsika
Hifonako aminao ireo ditra
Ho soloiko tambitamby akia rehefa eo ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ratary
Vangy : 1666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:21
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119