Ahontsony (Ratary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafaray isika androany
Hiara hivazo,
Hitorajofo hany io androany
Ireo tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny mozika tsy ho lany

Ooo
Ahontsony ny ambony
Ahontsony ny ambany
Eee
Ahodino lamasinina hatrany

Tafaray isika androany
Hiara hivazo,
Hitorajofo hany io androany
Ireo tary sy akama
Ento ho'aho hikorana
Ho ento aty
Fa ny mozika tsy ho lany

Tanà
Diego
Jangil
Toulouse
Fianara
Tamagà
Gasy ka tsara e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ratary
Vangy : 1537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 19:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127