You are here: home > Tononkira > Rasoa Kininike

Tsara tsodrano (Rasoa Kininike)


Eih  nanakory anao iny arô
Mampivadika ny lohakô
Saingy tiana ianao ty avakô
Akôry ataonao any arô

eih  nanakory anao iny arô
Mampivadika ny lohakô
Saingy tiana ianao ty avakô
Akôry ataonao any arô

Malaelo anao mafy ny tenako arô
Izaho aty tomany anao eh
Efa halanao ny hiipody amiko aty
Ampivadianao ny lohakô
   ref
Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh

Nadeha tembeziko sy nifonako anao arô
Tsy makasitraka ny tenako
Omeko vola anao nefa alanao arô
Akôry ataonao ahy arô

Malaelo anao mafytononkira.serasera.org ny tenako arô
Izaho aty tomany anao eh
Efa halanao ny hiipody amiko aty
Ampivadianao ny lohakô
Ref :
Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eeeeee; Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Eeeeee; Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Malaelo anao mafy ny tenako arô
Izaho aty tomany anao eh
Efa halanao ny hiipody amiko aty
Ampivadianao ny lohakô
                            Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh
Eny  veloma anao ; ôtsara tsodrano ô
Zao ty fa halanao ;eh tsara tsodrano eh

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rasoa Kininike
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rodolphe17
Tamin'ny : 14/11/2017 07:52:50
ID : 10143

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo