Fitiavana (Ranto Ambinintsoa Luc)

Eny tsapako ny fitiavanao ahy ry malala
Tiako koa ianao na dia be mpankahala
Io fitiavako anao io nefa hatramin'izao
Dia toa kilalao,
Ka voadona aho vao tena babonao

Nanantena tsinona aho, f'efa folako ianaoTsiky dia ampy
Ka ninia tsy nanao izay rehetra sitrakao
Ifonako izany, ihanianako @lanitra sy tany
Fa tsy ho averiko intsony, tsy hanao fanindroany aho

Ref: Fa fitiavana, fitiavana no homeko anao
        Fa fitiavana,  fitiavana ho anao mandrakizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ranto Ambinintsoa Luc
Mpamaky : 147
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : 0348582215
Tamin'ny : 28/11/2017 14:38:28
ID : 10199

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo