Foiko ho Anao (randrianaivo geremioh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sendrasendra
nahita a'i Jesoa
Tsy nampoiziko
mihitsy izany
Taitra Aho
Tompo o
Fitsimbinanao
mihitsy izany

Foiko ho Anao
omeko Anao
Izay tianao
Izay tianao

Tsy sendrasendra
nahita a'i Jesoa
Tsy nampoiziko
mihitsy izany
Taitra Aho
Tompo o
Fitsimbinanao
mihitsy izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : randrianaivo geremioh
Vangy : 1041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : geremioh
Daty : 02/02/2016 10:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2959