Touche dia miala 2 (RAMORA FAVORI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mora kele kônanina
raha dinihina olo tsivanina
jereo ny faharatsian'ny sainy
nah vadin'olona aza alainy
ataon'ny mihinan tainy
ialany @ le lonilony
koropahany fa jaikojaikoiny
pian'ny @ maso ankavanana
kopahany @ tanana havia
bakiny rah vao tsy manana
asaina manasa vilia
torahany @ danana havanana
torahany @ fisotrona kafé
raha azony hataony maharary
tsindriny ao anaty aissé
manao raopilanina tsisy jiro
vadin'olona no tena matsiro

maika hoaiza ndria
avy atia
tsy hanatona anah
maika hamonjy lehilah
takoreo oa ry kala
touche dia miala
zay no fomba fiady
raha manambady
vao mahita ry tena
tsy hitrible ela
vao mahita essé
dia avelao izy andé
tandremo sao variana
fa ny vady tsy hariana
tena marina izany
vady amanjanaka ihany

ratsy saina io rty a (2x)
manapoaka dia lasa mitsoaka (2x)
TAPITRA
--------
Rohy:
Hevitra
Shcwarzeneric ( 04/05/2016 21:15)
ty hira tia dia natao hoan'ny malagasy rehetra, efa fantatra fa maro ny tsy mankafia azy, fa nohezahako navoaka ihany le tononkira @ maha mpihira malagasy azy, hira vahiny aza reven tsika maika fa hira eto amintsika, mazoto mamaky hoan le mpankafia, mety misy diso ihany any anelanelany any. ok
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMORA FAVORI
Vangy : 2813
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Shcwarzeneric
Daty : 11/05/2016 19:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4231