You are here: home > Tononkira > RAMORA FAVORI

MPIVARO-JANAKA (RAMORA FAVORI)

tantara velona
Andavamamba no vavolombelona
na ny kely na ny lehibe
tsisy izay tsy naharaka jeux
aoka ianareo tsy ho jamba
tao Andavamamba
tao amin'ny votiry
izy irery fa tsy misy firy
tao amin'ny poety
zany ve dia mba mety
nandeha teny 67
tompon'ny atidoha
hoe rafozan taloha
namidy le zazakely
zany karazon i neny
tena vehivavy tsy vanona
namidy le zaza hividianan-kanina
ery zareo ony tsy manana
dia natao masokarenan'anana

novidiko ny fitaovana komple
ny fananana ny maternite
tapitra namidindr oly be
tena vehivavy mitate
lasa nakany amin' i masera
tany manao tononkira.serasera.orghoe ale mande
tadiavin jaro be valera
nangalany tamin'ny pakepake
fa nga malemy tsy afaka mitolona
no mivarotra zanak olona
fa efa loza inona
le rainy nataony tsinotsinona
maninona raha nitelefonina anah
dia natao ny arangemah
dia niantohako ny baba
dia notazaiko le zampa
sady le izy lahy
poizina fa tsy grand

ny anaran'ilay zaza Laoika
izaho namoronany fika
nanaovany pasy mazika
tazominy amin'ny ody fitia
satria hoe favoria


teny amin'izay le zaza
izy tsy nety nilaza
jereo ny faharatsiny ny sainy
nany vadiny aza tsy nolazainy
izy irery no nandeha
tany Antsirabe
Tena sipa mampihomehy

Hevitra mandeha

shcwarzeneric (01/04/2016 06:24:03)

ao mba ampio nama fa tsy zakany ny phone anay le izy fa lava loatra

hery (30/03/2016 16:42:12)

Mba ahitsio fa misy diso.
Jereo ny farany ohatra

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : RAMORA FAVORI
Mpamaky : 1237
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 04/04/2016 21:23:17
ID : 8207

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo