You are here: home > Tononkira > Ramimi (les Rafrà)

Ialao bala (Ramimi (les Rafrà))

Samborina ny eritreritra, sakanana koa,tsy avela ho lasa lavitra aloha
Sao mamingana ka mila ahavaky ny fo,ka hikorontana ary ny loha

Tsy hanaiky hoa aho, n'inon'inona manadala ahy,
Ny fitapitaky ny fandrosoana, ialao bala dia manaraha ahy.

Aoka ny andro anio, hokajiana tsy hampijaly, hatononkira.serasera.orgtsaraina ihany koa ny omaly
Ny ampitso dia irina tsy ho toy ny androany, f'izay any aoriana dia aoka aloha hoany

Tsy hanaiky hoa aho....

Atrakao ny loha dia alamino ny saina , aoka ny molotrao mba tsy ho maina
Raha sanatria aza moa, tsy tojo izay nantenaina, aoka kely hoa mba tsy hangaina

Tsy hanaiky hoa aho...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ramimi (les Rafrà)
Mpamaky : 165
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Dahfara
Tamin'ny : 14/06/2017 07:48:21
ID : 9717

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo