Tania (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy Nanotany aho hoe iza i Tania
Tsy aiko wa fa any ho any ah
Fa aza manotany ah
Za nga mbola Tany ah
No ahalalan'zany ah
Sady izy hono tsy tia bandy kely fa azafady ah
Ny azy hono ny tiany le somary le efa lehibebe
Fa toa any am ireny hono ny Vola e
Tsy mba Tiany hono hoe na dia hoe bogosy be
Kanefa ny any ampaosiny any sola e
( Bridge)
Tania , raha mba zakako ianao zao dia Faly ah
Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy
Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za
Kanefa mo indrisy enao d tsy ana
Refrain :
TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah
Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah
Sanatria raha Mianiany ah
Mba valio moa za Tania ( Any mo eh )
Mba valio mo za Tania ( Any mo oh )
Voadonanao nge ny foko
Kanefa tsaroko Tampoka fa ianao efa anolokafa any fa tsy aoako
Ny ataoko iany ny ataoko
Tsy koi za na voroka fa
Ny amon'tena iany aloha ry Tania ny tsy ataoko
Fa iezaka ah ny mba anao mety mety
Otran reny mankaja amonjy fety
Tania , raha mba zakako ianao zao dia Faly ah
Bika sy endrika Toetranao Tsara fanahy
Ny Famindranao Kanto ny magneva anao Za
Kanefa mo indrisy enao d tsy ana
Refrain :
TANIA raha mba miantso ianao zao Tamy ah
Miarakam'ndri Tsapako Mamy ah
Sanatria raha Mianiany ah
Mba valio moa za Tania ( Any mo eh )
Mba valio mo za Tania ( Any mo oh )
Aiza eh , Rak Roots ah fa iza lty lay Tania ?
Sipa hitako Tany ah
Taiza lty ?
Taiz mo fa teto ambony Tany ah
Kozy ve ? D tena ho any marina ve ela raha miantso izy ?
Otran tsy marina anh , tsss tsy mety lessy ah
Refrain
Tania , Na dia iantso ianao tsy ho any ah
Aiko hoe ny fitiavatsika ho mamy ah
Reny juste haniany ah
--------
Rohy:
Hevitra
njkk ( 02/07/2017 12:16)
mlay
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 22561
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : razafindrakototahina1000
Daty : 18/06/2017 20:42
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0125