You are here: home > Tononkira > Rak Roots

Ilay Silako (Rak Roots)



Fa na mino ianao na tsy mino ianao
dia izao no ataoko anao
mba saika hanazava aho raha mety ianao
ilay fomba filazako hoe tiko ianao
indraindray toa nataonao ho kilalao
kanefa miangavy raha mba azo atao
ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
aminao irery iany

ka mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za
dia very e

( refrain )

Lazaiko anao mazava
fa efa vita ny safidiko ah
fa ianao no iltononkira.serasera.orgaiko
efa novakiko ho anao ilay fo vato
ho anao sombiniaiko lay mankarary ny aiko
ka tsy amenatra ana ny ilaza
fa tiko e tiko e tiko e
matoa za naka anao efa voafidiko ianao
ka alaiko vady ianao

Malala ah ?
oh ry Malalako e
ianao raiky fananako e
izaho tsy hiala fa hifikitra e
n'iza n'iza isopatra e
rehefa ianao no anjarako e
tazomiko foana ilay voadiko e

mila anao am izay sisa androm-piainako aho
ho andefomandry fa tsy namako ah
tonga dia lazao papa sy mamanao
fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
sao dia tara eo za ka tsy ahazo eo za
dia very e
Refrain

Hevitra mandeha

SederaMioty (09/05/2018 18:31:26)

tsara be !msaotra eh! (y)

traotraomikiry (01/03/2018 12:42:06)

mlay be ka

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rak Roots
Mpamaky : 28222
Mpakafy : 10 Ankafizo
Nampidirin'i : kelly18
Tamin'ny : 12/02/2018 20:00:57
ID : 10368

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo