You are here: home > Tononkira > Rak Roots

Efiko parsi (Rak Roots)

Aleoko Tazomina ho ahy samy irery
Malala ny fitiavako anao sa tsy anjara
Fa raha ho Volagniko anao d mba menatra aho sao tsy ifamaly
Lay Foko midoboka mafy maniry ny ihanta itampify eo anilanao
fa mba faniriana ny azy le mba iara-dalana aminao e

Fa tsy naharay lamba aho anie rehefa iny enao sendra mandalo
zay no matonga ana ikalokalo
Ka Aleoko nenaranao no ho vetsonina rehefa sendra mba matsiaro
Efiko oh ..

Refrain : Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina
Tiko ianao malala eh , Tsy votery ifankalala eh
Tiko ianao fa aleo aloha Parsi
Parsi -Tsiky dia ampyParis-Par là ..

Dia ilay ventsom-Paniriana
No naniry anana olon'tiana
dia lasa nitia antsokosoka
mino aho fa tsy fadisoako
lay mahatsiaro irery ao ampandrina
no natonga ny saiko aminavina
kanefa dia aleoko aloha mangina eh
Fa ho ita eo zay ao arina ao

Fa tsy naharay lamba aho anie rehefa iny enao sendra mandalo
zay no matonga ana ikalokalo
dia aleoko nenaranao no ho vetsonina rehefa sendra mba matsiaro
Efiko oh

Refrain : Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny
Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina
Tiko ianao malala eh , Tsy votery ifankalala eh
Tiko ianao fa aleo aloha Parsi
Parsi -Paris-Par là ..

Hevitra mandeha

Daman (21/03/2017 13:34:36)

Mankasitraka ny nampiditra fa tsara ilay hira

Daman (21/03/2017 13:34:33)

Mankasitraka ny nampiditra fa tsara ilay hira

gerald1 (16/02/2017 11:39:17)

Tena tiako be io hira io.

arimanantsoa (14/11/2016 11:07:18)

tiako ty ka

stephdago (08/11/2016 08:08:36)

Tsara kosa an

Aimar (15/10/2016 14:24:43)

Manantena ny tsara avy @ tarika fôna e!

Nomena95 (06/08/2016 22:12:52)

mlay b io vazo io ka

Nomena95 (06/08/2016 22:10:10)

mlay b io vazo io ka

ayhna (24/07/2016 21:44:26)

reveko o!!!!

vtzrchristiansrh (18/06/2016 16:49:48)

Sur'eh! Mlay b

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rak Roots
Mpamaky : 40864
Mpakafy : 16 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 21/03/2016 21:57:58
ID : 8169

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo