M'vibr (RAH-CKIKY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : RAH-CKIKY
Mpamaky : 1071
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 26/05/2011 13:20:11
ID : 6020

Imprimer Facebook Facebook
Ohatran’ny mijery tantely mitsonika ireny raha ny mijery anao
Ohatran’ny m’vibr toy ny lanin’ny courant ny ao anatiko ao
(baby!) ohatran’ny tonga dia te hanaikitra,
Ohatrany ny tonga dia te hiraikidraikitra eo akaikinao!
Ohatan’ny hoe izay ho lazainao ho aiko anaiky aho

Re: Tsy tantiko ery ny mahita anao MITOMANY!
       Tonga dia manontany, dia  teneno @ Dada ny problemanao
       Fa tsisy olana tsy voavaha izany e!
       Satriko ny hiaraka hitomany aminao
       Satriko ny hiaraka hijaly (hifaly) aminao
       Tiako raha  tonga dia manao…. Mariazy
       Tiako raha  tonga dia manaonao…. Mariazy!
       Tiako raha  tonga dia mifanolotra peratra
       Tiako raha mifampilelaka crème-anà gâteau niarahana nandidy! (@ antsy iray)
       Tiako raha mifampisisika anaty fitiavana feno fifanajana

Baby !!

Ohatrn’ny hoe moana, ohatran’ny hoe marenina raha tsy eo ianao
Badenina ny saina e!
Ohatran’ny tsaroako teny Antaninarenina
Samy noana isika dia nipenimpenina
Izaho nomenao sambos, ianao nomeko nem!
Ohatran’ny hoe tsy hitako intsony izay ho tenenina



Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo