You are here: home > Tononkira > Rah-Ckiky

Fary (Rah-Ckiky)

Niova ianao fa tsy tia akondro intsony
Naleonao fary lava vany
Ny hoditr’akondro mampianjera anao
Fa ny fary sady be rano, ny fary sady mamy

Tsy tianao ny akondro hono fa mora lò
Ieee mora lò tsy azo tehirizana ela an-trnao
Fa ny fay tena tTsiky dia ampysara mampihetsika masho
Na ny ankizy milalao mozika manao azy hoe farara

Mihinana fary tsy misy somisy
Avy mihinana fary dia fotsy ilay nify
Mihinana akondro mahabe tai-nify
Ny vava rehetra dia maditidity

Niova ianao, niova ianao oooo
Naleonao, naleonao fary lava vany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rah-Ckiky
Mpamaky : 1191
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 27/03/2015 14:16:11
ID : 7334

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo