afo be (RAH-CKIKY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : RAH-CKIKY
Mpamaky : 1313
Nampidirin'i : ayle
Tamin'ny : 02/04/2008 19:22:39
ID : 5136

Imprimer Facebook Facebook
tsy tia mijanga(2) io mirevirevy milangalanga
fa ity no aza adino fa na in_dry na zah
ho alaina ho tsaraina
fa efa io le ota!io ary le ota
jejo io milanja orona io mirevirevy miavonavona io
fa revy ratsy ve ?hitondra anao any  ho aiza
fa vao mainka io hitondra anao any @ AFO BE mamay be
fa efa io le ota!io ary le ota

fa sambatra tokoa ny  manome
noho ny tolorana e!ota izy e!
fa mahamay ny afo be
raha tany ity k hono ka dorana

tia tia miangonangona io
milaza fa masimasin’io
fa n’inona manjoa na mahavaky loha na mahavaky fo
aza adino moa(2)
fa zanahary an_tampon_ndoha
fa izy hono hoe lay mialohafa efa io ilay ota e!io ary ota

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo