hatram'izao za (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatram’zao za,tsy tonga saina fa hoe: rava ilay fitia
Nanaraka ahy ahatrany am’bovo ilay tsikitsiky ndry
Hatram’zao za lasalasa saina rehefa ao an-trano
Toa kamokamo, masoko manganohano
Toa manitra anao ilay toerana nihaonatsika farany
Toa misy ny anaranao eto tonga hatrany ampianarana
Toa tsy mino ny saiko tam’le veloma mandrapihaona
Fa miandra anao faona, raovina ndray voa mba ihaona
Dia ny alahelo anatiko ao mamirafira
Ny anaranao foana no lasa hirahira
Raovina indray andoro izay fitia sisa tsy may
Izay sisa aty amiko reveko m’lay dia zay
Matsiaro ilay fitsikinao aho sisa “draidray
Tatara sisa ilay fitiavatsika atram’zay
Toa lasa vinany tsy aiko izay niova tao
Hatram’iny ,katram’maly,katram’zao
Ny foko tsy manaiky mihitsy, toa tsy mety voky
Te ikozy aminao @ sms sy facebook
Hoe:’raovina indray voa ihaona”
Sa mila miandry foana,na dia zato taona , anh?
Ka nefa tsika androany tsy aiko fa oe ifandao
Ka raiso dia enoi ti hira tia raha sitrakao
Nataoko ho anao fa enoy tsara dia apirimo
Fa za tsy mino hoe izao sy ianao ifanadino
Refrain:
Hatramin’izao aho tsy mety mino
Fa hoe izaho sy ianao hifanadino
Ka hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy ho koboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 8851
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landyi
Daty : 15/05/2014 09:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0716