You are here: home > Tononkira > RA-TAH

Fiainana lavorary (RA-TAH)

FIAINANA LAVORARY

1- Maro tanora amin'iziô ty e, miregniregny tsy misy asa
Miboaka an-dragno maraindraigny e, aly ny andro miala-maigny
Aza kivy amin'izaigny havako ô, mbala ho avy ny anjaranao
Zanahary tsy miangatra ambony ao, izy mahita fa iny ianao ô!
(musique)

Refrain :
Zanahary e, omeo fiainana lavorary
ZanaharTsiky dia ampyy e, izahay tsy hifampitady e! (2x)

(musique)

2- Ny zava-misy eny an-tsena, ny vary fotsy ary koa ny hena
Tsy voavidim-bôla fa efa lafo, isan'andro izahay tsy misakafo
Mila vonjy Zanahary, mitaraigny aminao izahay fa mosary
Mba ampio am'zay atao ô, miangavy mafy sy mitalaho ô!


RA-TAH ("Fiainana lavorary" / Album 1 - Avelao / SM PRO / 2009)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : RA-TAH
Mpamaky : 105
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 13/04/2018 19:36:29
ID : 10346

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo