Omeo Vilia (Rastefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azafady akia, mba omeo vilia!
F’izaho vahiny, ka miala tsiny
Mba omeo vilia…
Raha toa ka tiandry
Sa ahoana akia Rasi…..?

Azafady akia, fa zava-poana
Tsy misy vola aty, nefa noana
Mba omeo ny tary
Fa tena maharary
Raha toa ka misy vary
Azafady akia, raha mba azo atao
Raha toa ka tsisy vary, soloy rano
Mba omeo ny akama
Raha tiana ho tamana
Amin’ity tanàna

Azafady akia, f'izaho vahiny
Raha toa ka tsy hanome, tsy misy tsiny
Fa ny fanafody, ny fanafody mody
Ry tsy mataho-tody
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rastefa
Vangy : 2037
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dakoto
Daty : 24/11/2017 07:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0752