Aleloia (ra-ckiky)

Mpihira : ra-ckiky
Mpamaky : 628
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 09/03/2010 18:16:18
ID : 5815

Alaivonareo aho e !!
Fa te hody mihitsy
Alaivonareo aho e !!
Fa te hody amin’izay
Fa any an-danitra any mantsy e ho
No misy milay sy ilay mba tena izy
Sady izaho mba te hiara-hira
Miaraka amin-dry Abrahama sy ry Moizy

Ka alaivo ! alaivo ! alaivo ! alaivo ô !
Te ho any eh ô !
Ka alaivo ! alaivo ! alaivo ! alaivo ô !
Te ho any mihintsy aho

Aleloie no hiranay
Raha vao tonga any e !!
Hôzana ! hôzana ! hôzana !
Ity ilay refrain :
Fa ALELOIA ! ALELOIO ! ALELOIE !!
Izay ilay couplet !
Fa i Moizy e ! sy Abrahama sy izaho
Manao ilay trio !
Manao ilay trio ! ôôôô !
Manao ilay duo ! manailay trio !!