Happy birthday (feat Francis Turbo) (PRINCIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho anao ity hira ity mba ho fahatsiarovana
Nitsingerina androany ny andro nahaterahanao
Hovazoinay am-pitiavana izy ity ho fanomezana ho anao
Mba ho tsapanao hatrany fa misy akama foana ianao

Arahabaina ho’aho ry akama fa fetinao androany
Mifalia, miravoa fa sambatra ianao
Arahabaina ho’aho ry nama fa revy be anio
Mifalia, mandihiza… arahabaina tratry ny fitsingerenan’ny taona nahaterahanao ianao

Arahabaina tratry ny fitsingerenan’ny taona nahaterahanao ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan’ny taona nahaterahanao ianao
Arahabaina tratry ny fitsingerenan’ny taona nahaterahanao ianao ry akama
Arahabaina tratry ny fitsingerenan’ny taona nahaterahanao ianao

Raha sendra henonao ity hira ity, n’aiza n’aiza misy anao
Tsarovy fa akama ihany no mihira azy ho anao
Mafimafy anie ny fiainantsika etý ka mirary soa ho anao
Mba ho poinsa hatrany izay bizina atao

Arahabaina ho’aho ry bainina fa fetinao androany
Mifalia, miravoa fa sambatra ianao
Arahabaina ho’aho ry akama fa revy be anio
Mifalia, mandihiza… happy birthday to you

Happy birthday to you
Happy birthday to you
Happy birthday to you ry akama
Happy birthday to you

Ataovy zay mety fa tonga ny fety f’ianao no vedety
Tsy misy grevy, tsy misy mibedy, fa ataovy ny revy
Tsy misy mijaly fa miara-mifaly dia hohano ny kaly
Tsy miveravera fa aniversera, ampiakaro ny vera

Arahabaina ho’aho ry akama fa fetinao androany
Mifalia, miravoa fa sambatra ianao
Arahabaina ho’aho ry nama fa revy be anio
Mifalia, mandihiza… fa happy birthday to you

Happy birthday to you
Happy birthday to you
Happy birthday to you
Happy birthday to you

Andao mba hiaraka aminay
Ho aiza e ?
Hiaraka hihinana gâteau
Andao zalahy e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : PRINCIO
Vangy : 3878
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/05/2019 18:42
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1491